Marka 6:8 - DIEM PROTESTANTA Ary izao no hafatrafatra nataony taminy: –Aza mitondra na inona na inona rehefa handeha, afa-tsy tehina; aza mitondra vatsy na kitapom-batsy na vola am-paosy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin’ny halehany, na mofo, na kitapo, na vola ao anatin’ny fehikibony, afa-tsy tehina ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary izao no hafatrafatra nataony taminy: –Aza mitondra na inona na inona rehefa handeha, afa-tsy tehina; aza mitondra vatsy na kitapom-batsy na vola am-paosy; Baiboly Katolika Ary norarany tsy hitondra na inona na inona eny an-dalana izy ireo na kitapo, na mofo, na farantsa kely varahina amin’ny fehinkibony, afa-tsy tehina ihany, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin’ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola ao amin’ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany. Malagasy Bible Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany. La Bible en Malgache Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin’ny halehany, na mofo, na kitapo, na vola ao anatin’ny fehikibony, afa-tsy tehina ihany. |
Ary izao no tenin’i Jesoa tamin’ny apôstôly: –Moa orin-javatra ve ianareo, raha nirahiko tsy aman-kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa? Dia novalian’ireo hoe: –Tsy orin’inona na inona izahay!
sady nohafatrafarany hoe: –Aza mitondra na inona na inona ianareo rehefa mandeha, na tehina, na kitapo, na sakafo, na vola, na akanjo hisoloana.