Marka 5:26 - DIEM PROTESTANTA efa niaritra zavatra mafy maro tamin’ny dokotera maro izy io ka lany fananana tamin’izany rehetra izany, nefa tsy nihatsara velively fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara efa niaritra zavatra mafy maro tamin’ny dokotera maro izy io ka lany fananana tamin’izany rehetra izany, nefa tsy nihatsara velively fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza. Baiboly Katolika izay efa niaritra zavatra mafy betsaka tamin’ny mpanao fanafody maro sy nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nihatsara velively, fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza. Baiboly Protestanta Malagasy sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza; Malagasy Bible sady efa niaritra zavatra be tamin'ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza; La Bible en Malgache sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza. |
Moa tsy Ianao ihany ve, Andriamanitra ô? Kanefa izahay efa narianao mihitsy ary ny tafikay tsy iarahanao intsony.
Kanjo tampoka no nianjeran’i Babilôna sy nahamontsamontsana azy. –Manaova hira fisaonana ho azy, makà balsama hatao amin’ny feriny. Angamba ho sitrana ihany izy?
Moa tsy misy balisama mampitony na dokotera ve any Gilehada? Nahoana no tsy mety sitrana ny ratran’ny fireneko?
Nandre ny amin’i Jesoa ravehivavy, dia lasa nifanjevo tamin’ny vahoaka avy tao ivoho, ka nikasika ny lamban’i Jesoa
Ary nisy vehivavy marary mitsi-dra hatramin’ny 12 taona, efa nandany ny fananany tamin’ny dokotera nefa tsy nisy nahasitrana azy na iray aza.