Mipetraka any am-pasana izy ireny na misitrika any an-dava-bato amin’ny alina, sady mihinana hena kisoa ary manisy ron-kena maloto ao an-doviany.
Marka 5:11 - DIEM PROTESTANTA Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nandrasana teny amin’ny kisolosolon’ny havoana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy andian-kisoa maro, izay niraoka ahitra teny akaikin’ny tendrombohitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nandrasana teny amin’ny kisolosolon’ny havoana. Baiboly Katolika Ary teo akaikin’ny tendrombohitra dia nisy kisoa betsaka, andiany iray, nihinana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy kisoa maro andiany iray nandrasana teny akaikin’ny tendrombohitra. Malagasy Bible Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin'ny tendrombohitra. La Bible en Malgache Ary nisy andian-kisoa maro, izay niraoka ahitra teny akaikin’ny tendrombohitra. |
Mipetraka any am-pasana izy ireny na misitrika any an-dava-bato amin’ny alina, sady mihinana hena kisoa ary manisy ron-kena maloto ao an-doviany.
Ao ny manao sorona mamono omby, kanefa mamono olona koa; ao ny mamono zanak’ondry, kanefa mamono alika koa; ao ny manao fanatitra lafarinina, kanefa manolotra ran-kisoa koa; ao ny mandoro vovo-javamanitra ho Ahy, kanefa manaja sampy koa. Noho ireo nifidy izany lalana izany sady finaritra amin’ny zava-maharikoriko,
Ny zava-masina, aza omena ny alika, fandrao hifoteran’ny alika ianareo ka hoviravirainy; ary ny vatosoanareo, aza atsipy amin’ny kisoa, fandrao voahosihosiny.
Dia nitalaho mafy tamin’i Jesoa ralehilahy mba tsy horoahiny lavitra an’io tany io ireo fanahy maloto ireo.
Koa nitalaho tamin’i Jesoa ireo fanahy maloto nanao hoe: –Alefaso amin’iretsy kisoa iretsy izahay, hiditra ao aminy.
Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nandrasana teo amin’ny kisolosolon’ny havoana. Koa niangavy tamin’i Jesoa ny demony mba havelany hiditra amin’ireo kisoa ireo, ary nekeny ny fangatahany.
ary ny kisoa koa, satria mivaky kitro ihany izy saingy tsy mba mandinika. Koa aza haninareo ny henan’ireo biby ireo ary aza kasihinareo akory ny fatiny.