Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.
Marka 4:21 - DIEM PROTESTANTA Hoy koa i Jesoa tamin’ireo mpomba Azy sy tamin’ny 12 lahy: –Inona moa no angalana ny jiro, ny hametrahana azy ao ambany vata famarana na ao ambany farafara ve sa ny hametrahana azy eo ambony fitoeran-jiro? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy koa Izy tamin’izy ireo: Moa entina va ny jiro mba hosaronana ny vata famarana, na hatao ao ambanin’ny farafara? Tsy hatao eo amin’ny fitoeran-jiro va izy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy koa i Jesoa tamin’ireo mpomba Azy sy tamin’ny 12 lahy: –Inona moa no angalana ny jiro, ny hametrahana azy ao ambany vata famarana na ao ambany farafara ve sa ny hametrahana azy eo ambony fitoeran-jiro? Baiboly Katolika Ary hoy koa Izy taminy: «Moa entina hapetraka ao ambanin’ny vata famarana na ambanin’ny farafara va ny jiro? Moa tsy hapetraka amin’ny fanaovan-jiro va izy? Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy taminy: Moa entina va ny jiro mba hosaronan’ny vata famarana, na hatao ao ambanin’ny farafara? Tsy hatao eo amin’ny fanaovan-jiro va izy? Malagasy Bible Ary hoy Izy taminy: Moa entina va ny jiro mba hosaronan'ny vata famarana, na hatao ao ambanin'ny farafara? Tsy hatao amin'ny fanaovan-jiro va izy? La Bible en Malgache Hoy koa Izy tamin’izy ireo: Moa entina va ny jiro mba hosaronana ny vata famarana, na hatao ao ambanin’ny farafara? Tsy hatao eo amin’ny fitoeran-jiro va izy? |
Ary tsy misy mampirehitra jiro ka hametraka azy ao ambany vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.
–Tsy misy mampirehitra jiro ka mametraka azy any amin’ny takona na manarona azy amin’ny vata famarana; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany, hany ka izay miditra ao an-trano dia mahita ny hazavana.
–Tsy misy mampirehitra jiro, ka manarona azy amin’ny siny na manitrika azy ao ambany farafara; fa eo ambony fitoeran-jiro no apetrany, hany ka izay miditra ao an-trano dia mahita ny hazavana.
Samy omena fanomezana maneho ny Fanahy Masina ny olona tsirairay ho fanasoavana ny daholobe.