ka nanontany hoe: –Aiza moa ilay Mpanjakan’ny Jiosy vao teraka? Efa hitanay niposaka tany atsinanana manko ny kintany, koa indreto izahay tonga hiankohoka eo anatrehany.
Marka 15:2 - DIEM PROTESTANTA Dia nanontany an’i Jesoa i Pilato hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Fa novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanontany an’i Jesoa i Pilato hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Fa novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany! Baiboly Katolika Ary i Pilaty nanontany Azy hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» Dia namaly Izy, ka nanao taminy hoe: «Voalazanao.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao. Malagasy Bible Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao. La Bible en Malgache Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao. |
ka nanontany hoe: –Aiza moa ilay Mpanjakan’ny Jiosy vao teraka? Efa hitanay niposaka tany atsinanana manko ny kintany, koa indreto izahay tonga hiankohoka eo anatrehany.
Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?
Fa novalian’i Pilato hoe: –Tianareo ve raha ny Mpanjakan’ny Jiosy no alefako ho anareo?
Izao no anafatrafarako anao eo anatrehan’ilay Andriamanitra fototr’ain’ny zavatra rehetra sy eo anatrehan’i Kristy Jesoa Izay nanambara fiekem-pinoana fatratra nanoloana an’i Pônty Pilato: