Nandefitra taona maro taminy Ianao, ary ny mpaminaninao, nentanin’ny Fanahinao, no nananaranao azy mafy; fa tsy nety nihaino izy, ka dia natolotrao ho eo an-tanan’ny hafa firenena.
Marka 12:5 - DIEM PROTESTANTA Dia mbola nanirahany iray hafa indray; fa io kosa novonoiny ho faty. Ary nisy mpiasa maro hafa koa nirahiny, fa ny sasany nokapohin-dry zareo, ary ny sasany novonoiny ho faty. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandefa iraka iray hafa indray koa izy, fa io indray kosa dia novonoiny ho faty; ary mbola maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny ary ny sasany novonoiny ho faty. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia mbola nanirahany iray hafa indray; fa io kosa novonoiny ho faty. Ary nisy mpiasa maro hafa koa nirahiny, fa ny sasany nokapohin-dry zareo, ary ny sasany novonoiny ho faty. Baiboly Katolika Ary naniraka ankizilahy anankiray hafa koa izy, fa novonoiny; ary nisy maro hafa koa, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty. Malagasy Bible Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty. La Bible en Malgache Ary nandefa iraka iray hafa indray koa izy, fa io indray kosa dia novonoiny ho faty; ary mbola maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny ary ny sasany novonoiny ho faty. |
Nandefitra taona maro taminy Ianao, ary ny mpaminaninao, nentanin’ny Fanahinao, no nananaranao azy mafy; fa tsy nety nihaino izy, ka dia natolotrao ho eo an-tanan’ny hafa firenena.
–Ry Jerosalema, ry Jerosalema! Ianao izay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato ireo irahin’Andriamanitra aminao. Efa impiry moa Aho no nikasa hanangona ny mponina ao aminao, tahaka ny reniakoho manomba ny zanany, kanefa tsy nety ianareo.
Mifalia sy miravoravoa ianareo fa lehibe ny valisoa miandry anareo any an-danitra, satria toy izany no nanenjehany ireo mpaminanin’Andriamanitra talohanareo!
Dia nanirahany mpiasa iray hafa indray ireo mpamboly; fa io koa nokapohin’ireo ny lohany sady nalany baràka.
Olona iray sisa teo amin’ilay tompon’ny tanimboaloboka, dia ny zanany malalany; ka nirahiny tany koa io nony farany, fa hoy ilay tompon’ny tanimboaloboka hoe: «Hananan’ireo hena-maso ny zanako!»
Eny, hoy Aho aminareo, efa tonga tokoa i Elià sady nanaovan’ny sasany izay fampijaliana rehetra tiany hatao taminy araka ny voalazan’ny Soratra Masina momba azy.