Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny volom-bavany sady noborina hatrany am-poto-peny ny akanjony ary noroahina hody.
Marka 12:4 - DIEM PROTESTANTA Dia nanirahany mpiasa iray hafa indray ireo mpamboly; fa io koa nokapohin’ireo ny lohany sady nalany baràka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary naniraka mpanompo hafa indray izy ho any amin’ireo, fa io koa dia noratrain’ireo ny lohany sady nalany baraka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanirahany mpiasa iray hafa indray ireo mpamboly; fa io koa nokapohin’ireo ny lohany sady nalany baràka. Baiboly Katolika Dia naniraka ankizilahy anankiray hafa ho any aminy indray izy, fa io koa dia sady noratrainy ny lohany no nalany baràka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy. Malagasy Bible Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy. La Bible en Malgache Ary naniraka mpanompo hafa indray izy ho any amin’ireo, fa io koa dia noratrain’ireo ny lohany sady nalany baraka. |
Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny volom-bavany sady noborina hatrany am-poto-peny ny akanjony ary noroahina hody.
Andriamanitra mahavonjy ilay Andriamanitsika. Eny, ilay ANDRIANANAHARY Tompo no afa-manala, afa-manala antsika amin’ny fahafatesana.
Dia mbola nanirahany iray hafa indray; fa io kosa novonoiny ho faty. Ary nisy mpiasa maro hafa koa nirahiny, fa ny sasany nokapohin-dry zareo, ary ny sasany novonoiny ho faty.
Dia nanirahany mpiasa fanindroany, fa io koa nokapohin’ireo mpamboly sy notevatevainy ary nalefany nody maina.