Marka 11:8 - DIEM PROTESTANTA
Maro ny olona namelatra ny lambany teny amin’ny lalana; ny an’ny sasany kosa rantsan-kazo tinapaka teny an-tsaha.
Jereo ny toko
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ny an’ny sasany kosa dia rantsan-kazo izay notapahiny tany an-tsaha.
Jereo ny toko
Maro ny olona namelatra ny lambany teny amin’ny lalana; ny an’ny sasany kosa rantsan-kazo tinapaka teny an-tsaha.
Jereo ny toko
Maro no namelatra ny fitafiany teny amin’ny lalan-kalehany, ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo dia namafy izany teny amin’ny lalana koa.
Jereo ny toko
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dàlana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.
Jereo ny toko
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.
Jereo ny toko
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ny an’ny sasany kosa dia rantsan-kazo izay notapahiny tany an-tsaha.
Jereo ny toko