–Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany.
Marka 11:5 - DIEM PROTESTANTA Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky? Baiboly Katolika Ary ny sasany tamin’ny olona teo nanao taminy hoe: «Ahoana no amahanareo io zanak’ampondra io?» Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky? Malagasy Bible Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky? La Bible en Malgache Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky? |
–Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany.
Dia lasa izy roa lahy ka nahita zana-boriky mifatotra eo alatrano akaiky varavarana teo amoron-dalana, dia novahany.