Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Ho tahaka izany koa no hataon’ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny havanareo amin’ny fonareo tokoa ianareo.
Marka 11:26 - DIEM PROTESTANTA Fa raha tsy mamela ianareo, dia tsy havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra koa ny hadisoanareo.] Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha tsy mamela heloka ianareo dia tsy hamela ny helokareo kosa ny Rainareo izay any an-danitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tsy mamela ianareo, dia tsy havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra koa ny hadisoanareo.] Baiboly Katolika Fa raha tsy mamela ianareo, dia tsy havelan’ny Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.» La Bible en Malgache Fa raha tsy mamela heloka ianareo dia tsy hamela ny helokareo kosa ny Rainareo izay any an-danitra. |
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Ho tahaka izany koa no hataon’ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny havanareo amin’ny fonareo tokoa ianareo.
Eny, raha mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo, dia mba hamela anareo koa ny Rainareo Izay any an-danitra;
fa raha tsy mamela ny olona kosa ianareo, dia mba tsy hamela ny fahadisoanareo koa ny Rainareo Izay any an-danitra.