Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.
Marka 11:19 - DIEM PROTESTANTA Ary nony hariva ny andro, dia niala tao an-tanàna i Jesoa sy ny mpianany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary isan-kariva dia niala nankany ivelan’ny tanàna Jesosy sy ny mpianany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony hariva ny andro, dia niala tao an-tanàna i Jesoa sy ny mpianany. Baiboly Katolika Nony hariva ny andro dia niala tao an-tanàna Izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary isan-kariva dia niala tao an-tanàna Izy. Malagasy Bible Ary isan-kariva dia niala tao an-tanàna Izy. La Bible en Malgache Ary isan-kariva dia niala nankany ivelan’ny tanàna Jesosy sy ny mpianany. |
Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.
Dia niditra tao Jerosalema i Jesoa ka namantana tao an-kianjan’ny tempoly; ary nony avy nijerijery ny zavatra rehetra Izy, sady efa hariva ny andro, dia lasa nankany Betania niaraka tamin’ny 12 lahy.
Ny antoandro i Jesoa dia nampianatra tao an-kianjan’ny tempoly; ny hariva kosa Izy nankany ivelan’ny tanàna, ka nandany ny alina manontolo teny amin’ny tendrombohitra atao hoe Analanôliva.
Minoa ny fahazavana dieny mbola anananareo ny fahazavana, mba ho tonga olona miaina araka ny fahazavana ianareo. Nony voalazan’i Jesoa izany, dia lasa Izy niery ny vahoaka jiosy.