Fa nanatona an’i Jesoa ry i Jakôba sy i Jôhany zanakalahin’i Zebedeo ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, irînay ny hanaovanao aminay izay hangatahinay aminao izao!
Marka 10:36 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona àry no irînareo hataoko aminareo? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona àry no irînareo hataoko aminareo? Baiboly Katolika «Inona, hoy Izy, no tianareo hataoko aminareo?» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? Malagasy Bible Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? La Bible en Malgache Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? |
Fa nanatona an’i Jesoa ry i Jakôba sy i Jôhany zanakalahin’i Zebedeo ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, irînay ny hanaovanao aminay izay hangatahinay aminao izao!
Ka novalian’izy mirahalahy hoe: –Ny anankiray aminay mirahalahy mba hipetraka eo ankavananao ary ny anankiray eo ankavianao, rehefa heni-boninahitra Ianao.
Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: –Mpampianatra ô, ny hampahiratra ahy!
Raha miray amiko hatrany ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay zavatra tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.