Rehefa miditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra kosa i Aharôna, dia ireto avy no fomba harahiny. Ombilahy iray hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy iray hatao sorona dorana manontolo no hoentiny.
Levitikosy 4:1 - DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Rehefa miditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra kosa i Aharôna, dia ireto avy no fomba harahiny. Ombilahy iray hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy iray hatao sorona dorana manontolo no hoentiny.
Lalàna raikitra ho anareo izany hatrany hatrany, ary na aiza na aiza onenanareo: tsy hihinana jabora na ra akory ianareo!».
«Raha ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo no manota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy na tsy misy mahatsikaritra izany aza ny Fiangonany.
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy olona manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin’ireny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao ireny, dia sorona fanalana ny ota no aoka hataony.
Dia nanatona ny alitara i Aharôna ka namono ny ombilahikely hatao fanalana ny ota ho an’ny tenany.