Levitikosy 26:16 - DIEM PROTESTANTA
dia izao no hataoko anareo: loza mampivarahontsana no halefako hamelezana anareo, dia areti-mahasaozanina sy tazo mahery izay mahalali-maso sy mandreraka aina anareo; ary hafafinareo foana ny voa famafinareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Jereo ny toko
dia izao no hataoko aminareo: Hasiako fampitahorana aminareo, dia aretina mahasaozanina sy tazo mahamay izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo fa ny fahavalonareo no hihinana azy.

dia izao no hataoko aminareo: hanirahako tebiteby sy areti-mihinana ary tazo ianareo, izay hahalali-maso anareo, sy handreraka aina anareo; hafafinareo foana ny voa afafinareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Jereo ny toko
Izaho kosa dia hanao izao aminareo: hanisy fampitahorana aminareo Aho, dia areti-maha-sahozanina sy tazo mahamay, izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Jereo ny toko
Izaho kosa dia hanao izao aminareo hanisy fampitahorana aminareo Aho, dia areti-mahasahozanina sy tazo mahamay, izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.