satria ny aretin-koditr’i Nahamàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao hatrany hatrany. Rehefa niala teo anatrehan’i Elisà i Gehazỳ, dia indro fa niempaka fotsy toa oram-panala ny hodiny.
Levitikosy 13:10 - DIEM PROTESTANTA Hozahan’ny mpisorona ilay olona; ka raha hitany fa misy pentina mamontsina fotsy eo amin’ny hodiny sady efa niova ho fotsy ny volo eo amin’io pentina io ary misy nofo mangenahena mipoitra koa eo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra sady efa niova ho fotsy ny volo ary misy nofo hita miseho eo amin’ny mamontsina Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hozahan’ny mpisorona ilay olona; ka raha hitany fa misy pentina mamontsina fotsy eo amin’ny hodiny sady efa niova ho fotsy ny volo eo amin’io pentina io ary misy nofo mangenahena mipoitra koa eo, Baiboly Katolika Raha misy mamontsina fotsifotsy eo amin’ny hodiny, sady nanjary fotsy azon’izany ny volon-koditra ary nofo mihena velona no hita eo amin’ny mamontsina, Baiboly Protestanta Malagasy ary raha zahan’ny mpisorona izy, ka hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra, sady efa niova ho fotsy ny volo, ary misy nofo mangenahena hita eo amin’ny mamontsina, Malagasy Bible ary raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin'ny hoditra, sady efa niova ho fotsy ny volo, ary misy nofo mangenahena hita eo amin'ny mamontsina, La Bible en Malgache Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra sady efa niova ho fotsy ny volo ary misy nofo hita miseho eo amin’ny mamontsina |
satria ny aretin-koditr’i Nahamàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao hatrany hatrany. Rehefa niala teo anatrehan’i Elisà i Gehazỳ, dia indro fa niempaka fotsy toa oram-panala ny hodiny.
dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.
«Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,
«Raha misy olona voan’ny aretina miendrika habokana, dia hoentina ho eo amin’ny mpisorona izy.
Halanareo ny olona mananatra eo amin’ny fitsarana ary maharikoriko anareo ny vavolombelona milaza ny marina.
Tsy afa-mankahala anareo izao tontolo izao; fa Izaho no ankahalainy, satria mijoro ho vavolombelona manambara fa ratsy ny asany.