Tamin’izany andro izany, dia nohamafisin’ny TOMPO teo imason’ny Israelita rehetra ny fahefàn’i Josoa; koa nohajaina tahaka ny nanajana an’i Mosesy izy nandritra ny andro rehetra niainany.
Josoa 4:15 - DIEM PROTESTANTA Taorian’izany, dia hoy ny Tompo tamin’i Josoa: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’izany, dia hoy ny Tompo tamin’i Josoa: Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Jôsoe i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Josoa ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Josoa ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: |
Tamin’izany andro izany, dia nohamafisin’ny TOMPO teo imason’ny Israelita rehetra ny fahefàn’i Josoa; koa nohajaina tahaka ny nanajana an’i Mosesy izy nandritra ny andro rehetra niainany.
–Omeo baiko ireo mpisorona mpitondra ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana mba hiakatra avy tao Jôrdàna.