Notsimbinin’ny mpanjaka manokana i Mefibôseta, zanakalahin’i Jônatàna sady zafikelin’i Saoly, noho ny fianianana nataon’i Davida sy i Jônatàna tamin’ny anaran’ny TOMPO.
Josoa 2:17 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy izy roa lahy tamin’i Rahaba: –Ny amin’ny fianianana izay nasainao nataonay, dia izao no fomba hanatanterahany azy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin’izany fianianana nampianianinao anay izany: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy izy roa lahy tamin’i Rahaba: –Ny amin’ny fianianana izay nasainao nataonay, dia izao no fomba hanatanterahany azy: Baiboly Katolika Dia hoy ireo lehilahy taminy hoe: «Izao no mba hanatanterahana ny fianianana nasainao nataonay: Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin’izany fianianana nampianianinao anay izany: Malagasy Bible Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin'izany fianianana nampianianinao anay izany: La Bible en Malgache Ary hoy izy roa lahy taminy: Izao no tsy hanananay tsiny ny amin’izany fianianana nampianianinao anay izany: |
Notsimbinin’ny mpanjaka manokana i Mefibôseta, zanakalahin’i Jônatàna sady zafikelin’i Saoly, noho ny fianianana nataon’i Davida sy i Jônatàna tamin’ny anaran’ny TOMPO.
«Aza manonom-poana ny anarako ianao fa Izaho TOMPO Andriamanitrao dia mitana ho meloka izay manao toy izany.
Niteny tamin’ireo filohan’ny foko israelita i Mosesy ka nampita izao baikon’ny TOMPO izao:
Rehefa tonga haka ny tany izahay, dia afatory eo amin’ny varavarankely izay nampidinanao anay ity kofehy mena ity; ary angony ao an-trano avokoa ny ray aman-dreninao sy mpiray tampo aminao mbamin’ny fianakavianao manontolo.
Kanefa, raha tàhiny ambaranao olona izao fandalovanay izao, dia afaka amin’ny fianianana izay nasainao nataonay izahay.