TOMPO ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho noho ny afitsok’ireo olona mitsikilo ahy; ataovy mahitsy eo anatrehako ny lalana asainao alehako.
Jeremia 5:16 - DIEM PROTESTANTA Toy ny fasana misokatra ny tranon-jana-tsipîkany; ary mpiady mahery ny miaramilany rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra; izy rehetra dia samy lehilahy mahery avokoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Toy ny fasana misokatra ny tranon-jana-tsipîkany; ary mpiady mahery ny miaramilany rehetra. Baiboly Katolika Fasana misokatra ny tranon-jana-tsipìkany; lehilahy mahery avokoa izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra; Izy rehetra dia samy lehilahy mahery avokoa. Malagasy Bible Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra; Izy rehetra dia samy lehilahy mahery avokoa. La Bible en Malgache Ny tranon-jana-tsipìkany dia tahaka ny fasana misokatra; izy rehetra dia samy lehilahy mahery avokoa. |
TOMPO ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho noho ny afitsok’ireo olona mitsikilo ahy; ataovy mahitsy eo anatrehako ny lalana asainao alehako.
Haringany amin’ny tsipîkany ny tanora, tsy hamindrany fo ny zaza vao teraka, ary tsy hiantrany akory ny ankizy.»
Voaranitra ny zana-tsipîkany, ary voahenjana avokoa ny tsipîkany. Mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny, ary miriotra toy ny tadio ny kodiaran-kalesiny.
Izao no lazain’ny TOMPO: Indro misy vahoaka tonga avy any amin’ny tany avaratra, dia firenen-dehibe iray miainga avy any am-paran’ny tany.
Mampirangaranga tsipîka sy lefona ireo miaramilany lozabe sady tsy mamindra fo. Mirohondrohona toy ny ranomasina ny feony. Mitaingin-tsoavaly izy ary milahatra toy ny andian-tafika hiady mba hamely anao, ry Tsiôna.
«Fasana misokatra ny tendany: entiny mamitaka ny lelany.» «Poizina menarana ny teniny»;