Jeremia 32:5 - DIEM PROTESTANTA
Dia hoentina any Babilôna i Tsedekià, ka hijanona any saingy hokarakaraiko, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Fa na dia hanohy hiady amin’ny Babilônianina aza ianareo, dia tsy haharesy azy.»
Jereo ny toko
ary any Babilona no hitondrana an’i Zedekia, koa ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy NY TOMPO. Na dia miady amin’ny Kaldeana aza ianareo dia tsy haharesy azy.

Dia hoentina any Babilôna i Sedesiasa, ary hitoetra any, mandra-pamangiko azy, - teny marin’i Iaveh.- Raha miady amin’ny Kaldeanina ianareo, tsy hahomby tsy akory.»
Jereo ny toko
ary ho any Babylona no hitondrana an’i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin’ny Kaldeana aza hianareo, dia tsy hambinina.
Jereo ny toko
ary ho any Babylona no hitondrana an'i Zedekia, ka ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy Jehovah; na dia miady amin'ny Kaldeana aza ianareo, dia tsy hambinina.
Jereo ny toko
ary any Babilona no hitondrana an’i Zedekia, koa ho any izy ambara-pamangiko azy, hoy NY TOMPO. Na dia miady amin’ny Kaldeana aza ianareo dia tsy haharesy azy.
Jereo ny toko