Jeremia 32:16 - DIEM PROTESTANTA
Rehefa avy nanolotra ny taratasim-pivarotana tamin’i Baròka zanakalahin’i Nerià aho, dia nivavaka tamin’ny TOMPO ka nanao hoe:
Jereo ny toko
Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:
Jereo ny toko
Rehefa avy nanolotra ny taratasim-pivarotana tamin’i Baròka zanakalahin’i Nerià aho, dia nivavaka tamin’ny TOMPO ka nanao hoe:
Jereo ny toko
Nony voatolotro an’i Baròka zanak’i Nerià ny fanekem-pividianana, dia izao no vavaka nataoko tamin’i Iaveh:
Jereo ny toko
Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’i Jehovah aho hoe:
Jereo ny toko
Ary rehefa voatolotra an'i Baroka, zanak'i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin'ny vidin-tany, dia nivavaka tamin'i Jehovah aho hoe:
Jereo ny toko
Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:
Jereo ny toko