Jeremia 27:18 - DIEM PROTESTANTA
Sady nampian’i Jeremià hoe: «Raha mpaminany tokoa ireo olona ireo, ka tena mitondra ny hafatra avy amin’ny TOMPO, dia aoka izy hangataka amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao mba tsy havelany hoentina any Babilôna ireo fanaka sarobidy sisa mbola ao an-tranon’ny TOMPO sy ao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda na eto an-tanàna.
Jereo ny toko
Fa raha mpaminany tokoa ireo, ary raha ao aminy tokoa ny tenin’NY TOMPO dia aoka hifona amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, izy, mba tsy ho lasa ho any Babilona koa ny fanaka sisa ao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ao an-tranon’ny mpanjakan’ny Joda sy ato Jerosalema.

Raha mpaminany izy ireo ka ao aminy tokoa ny tenin’i Iaveh, aoka izy hifona amin’i Iavehn’ny tafika mba tsy ho lasa any Babilôna ny fanaka sisa tavela ao an-tranon’i Iaveh sy ao an-tranon’ny mpanjakan’i Jodà ary ao Jerosalema.
Jereo ny toko
Fa raha mpaminany tokoa ireo, ary raha ao aminy tokoa ny tenin’i Jehovah, dia aoka hifona amin’i Jehovah, Tompon’ny maro, izy, mba tsy ho lasa ho any Babylona koa ny fanaka sisa ao an-tranon’i Jehovah sy ao an-tranon’ny mpanjakan’ny Joda sy ato Jerosalema.
Jereo ny toko
Fa raha mpaminany tokoa ireo, ary raha ao aminy tokoa ny tenin'i Jehovah, dia aoka hifona amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, izy, mba tsy ho lasa ho any Babylona koa ny fanaka sisa ao an-tranon'i Jehovah sy ao an-tranon'ny mpanjakan'ny Joda sy ato Jerosalema