Jeremia 2:20 - DIEM PROTESTANTA
Hatramin’ny ela no efa nanapahanao ny zioganao ary namahanao ny fatoranao tamiko ka nilazanao hoe: «Tsy hanompo intsony aho». Kinanjo teny amin’ny havoana rehetra sy teny am-pototry ny hazo maitso rehetra teny no nitsilailay toy ny vehivavy mpivaro-tena ianao.
Jereo ny toko
Fa hatramin’ny ela no efa nanapahanao ny zioga taminao sy namahanao ny fatoranao ka hoy ianao: Tsy hanompo intsony aho; nefa teny amin’ny tendrombohitra avo sy teny ambanin’ny hazo maitso rehetra no nandrianao sy nijangajanganao.

Fa hatramin’ny ela no efa nanapahanao ny jioganao, sy nanitosanao ny fatoranao, ka nanaovanao hoe: ‹Tsy hanompo intsony aho!› Teny amin’ny havoana manerinerina rehetra, sy teny ambanin’ny hazo maitso rehetra teny, no nandrianao hoatra ny vehivavy janga.
Jereo ny toko
Fa hatramin’ny ela no efa nanapahanao ny zioga taminao Sy efa nanitosanao ny fatoranao, Ka hoy hianao: Tsy hety hanompo aho; Nefa teny amin’ny havoana andrandraina Sy teny ambanin’ny hazo maitso rehetra No nandrianao nijangajanganao.
Jereo ny toko
Fa hatramin'ny ela no efa nanapahanao ny zioga taminao sy efa nanitosanao ny fatoranao, ka hoy ianao: Tsy hety hanompo aho; Nefa teny amin'ny havoana andrandraina sy teny ambanin'ny hazo maitso rehetra no nandrianao nijangajanganao.