Jeremia 15:12 - DIEM PROTESTANTA Moa mety ho tapaka ve ny vy, dia ny vy avy ao avaratra na ny halimo? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mety tapaka va ny vy, dia ny vy avy any avaratra, na ny varahina? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Moa mety ho tapaka ve ny vy, dia ny vy avy ao avaratra na ny halimo? Baiboly Katolika Moa ny vy va, mahatapaka ny vy tavaratra sy ny varahina? Baiboly Protestanta Malagasy Mety tapaka va ny vy, dia ny vy avy any avaratra, na ny varahina? Malagasy Bible Mety tapaka va ny vy, dia ny vy avy any avaratra, na ny varahina? La Bible en Malgache Mety tapaka va ny vy, dia ny vy avy any avaratra, na ny varahina? |
Lozan’izay sahy manome tsiny ny mpanao azy, kanefa ny tenany dia siny tanimanga toy ny siny tanimanga rehetra ihany! Ny tanimanga ve hanontany ny mpanefy azy hoe: «Inona ity ataonao?» na ny asa vitany hanao aminy hoe: «Tsy mahay ianao!»
Sady nampian’i Jeremià hoe: –Izao manko no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Zioga vy no apetrako eny an-tsoroky ny firenena rehetra amin’ity faritany ity, ka hanompo an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy; eny, na dia ny bibidia aza dia hampanekeko azy koa.»
«Any avaratra dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka amin’ny Ranomasina Mediteranea ka hatrany amin’ny tendrombohitra Hôra.