Jeremia 14:5 - DIEM PROTESTANTA Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony. Baiboly Katolika Ny serfa vavy any an-tsaha aza, aterany ny zanany dia ilaozany, noho ny tsy fisian’ny ahitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy Noho ny tsi-fisian’ny ahi-maitso. Malagasy Bible Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy noho ny tsi-fisian'ny ahi-maitso. La Bible en Malgache Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso. |
Mampangovitra ny ôaka ny feon’ny TOMPO ary mampihintsan-dravina ny ala be. Ny ao an-dapan’ny Tompo samy manao hoe: «Voninahitra anie ho an’Andriamanitra!»
Nanjary ritra ny ranon’i Nimrima, maina ny vilona, nalazo ny zava-maniry, ary tsy nisy ahi-maitso intsony.
Indrisy fa mitoreo ny biby! Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy misy ahitra ho azy. Eny, mihareraka hatramin’ny andian’ondry aza.