fa ny fikasan’ny TOMPO no maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony manerana ny taranaka mifandimby.
Isaia 7:7 - DIEM PROTESTANTA Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany Baiboly Katolika noho izany dia izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy ho vanona izany; tsy hisy izany! Baiboly Protestanta Malagasy Dia izao no lazain’i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany; Malagasy Bible Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany; La Bible en Malgache dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy, |
fa ny fikasan’ny TOMPO no maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony manerana ny taranaka mifandimby.
fony Ianao nitsangana hilaza ny fanapahan-kevitrao hamonjy ny malahelo rehetra eto amin’ny tany. Fiatoana
Ny fahendren’olombelona sy ny fahaizana amam-pisainany dia maivana eo anatrehan’ny TOMPO.
Hofoanana ny fifanekenareo tamin’ny fahafatesana ary tsy hateza ny fifanarahanareo tamin’ny fonenan’ny maty; koa raha mandalo ny loza mifofofo fiavy, dia hanapotika anareo.
Eny, efa tezitra nisafoaka tamiko tokoa ianao ary efa tafakatra an-tsofiko ny fireharehànao; koa hasiako farango ny oronao ary hasiako lamboridy ny vavanao, dia hampivereniko any an-taninao ianao amin’izay lalana niavianao ihany.
Tamin’ny andro nanjakàn’i Ahaza, zanakalahin’i Jôtama sady zafikelin’i Hozià mpanjakan’i Joda, dia niakatra i Retsîna mpanjakan’i Siria sy i Peka, zanakalahin’i Remalià sady mpanjakan’i Israely, mba hanafika an’i Jerosalema, kinanjo tsy nahafaka azy.
‹Andeha isika hiakatra hamely an’i Joda mba hampitahotra azy, ka hoterentsika hanaraka antsika izy; dia ilay zanakalahin’i Tabeela no hatsangantsika hanjaka ao aminy.›
Manaova fikasana fa ho rava izany, manaova lahateny aman-karajia fa tsy hisy ho tanteraka akory ireny, satria Andriamanitra no momba anay.