Isaia 3:8 - DIEM PROTESTANTA
Eny, lavo i Jerosalema ary potraka i Joda; ka na ny tenin’ny olona na ny asany dia samy manohitra ny TOMPO sy mihantsy ny voninahiny eo imaso.
Jereo ny toko
Fa tafintohina i Jerosalema ary potraka i Joda satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra NY TOMPO mba hikomy eo anatrehan’ny voninahiny.
Jereo ny toko
Eny, lavo i Jerosalema ary potraka i Joda; ka na ny tenin’ny olona na ny asany dia samy manohitra ny TOMPO sy mihantsy ny voninahiny eo imaso.
Jereo ny toko
Satria mangozohozo i Jerosalema ary mirodana i Jodà, noho ny teny aman’asan’izy ireo manohitra an’i Iaveh, mba hihaika ny fijerin’ny fiandrianany.
Jereo ny toko
Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, Satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an’i Jehovah Mba hihaika ny mason’ny voninanihy.
Jereo ny toko
Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an'i Jehovah Mba hihaika ny mason'ny voninahiny.
Jereo ny toko
Fa tafintohina i Jerosalema ary potraka i Joda satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra NY TOMPO mba hikomy eo anatrehan’ny voninahiny.
Jereo ny toko