Isaia 2:8 - DIEM PROTESTANTA
Feno andriamani-tsiizy koa ny taniny; ary niankohoka amin’ny sampy natao tanana izy, dia ny zavatra nataon’ny tanan’olona.
Jereo ny toko
Feno andriamanitra tsy izy ny taniny; eo anatrehan’ny asan’ny tanany no iankohofany, dia eo anoloan’izay nataon’ny rantsantanany;
Jereo ny toko
Feno andriamani-tsiizy koa ny taniny; ary niankohoka amin’ny sampy natao tanana izy, dia ny zavatra nataon’ny tanan’olona.
Jereo ny toko
feno soavaly ny taniny, ka tsy hita isa ny kalesiny. Feno sampy ny taniny, ary miankohoka eo anatrehan’ny asan-tanany izy ireo, dia eo anatrehan’ny zavatra narafitry ny rantsan-tanany.
Jereo ny toko
Ny taniny dia feno andriamani-tsi-izy koa; Eo anatrehan’ny asan’ny tànany no iankohofany, Dia izay nataon’ny rantsan-tanany;
Jereo ny toko
Ny taniny dia feno andriamani-tsi-izy koa; Eo anatrehan'ny asan'ny tanany no iankohofany, Dia izay nataon'ny rantsan-tanany;
Jereo ny toko
Feno andriamanitra tsy izy ny taniny; eo anatrehan’ny asan’ny tanany no iankohofany, dia eo anoloan’izay nataon’ny rantsantanany;
Jereo ny toko