Hosea 14:3 - DIEM PROTESTANTA
Miverena amin’ny TOMPO ka milazà aminy hoe: «Avelao avokoa ny helokay; ary ho solon’ny vantotr’ombilahy fanolotray dia raiso tsara ireto teninay ireto:
Jereo ny toko
Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin’NY TOMPO ka mitenena Aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra ary raiso izay tsara! Dia hatolotray ho fanatitra ny molotray ho solon’ny vantotra ombilahy.
Jereo ny toko
Miverena amin’ny TOMPO ka milazà aminy hoe: «Avelao avokoa ny helokay; ary ho solon’ny vantotr’ombilahy fanolotray dia raiso tsara ireto teninay ireto:
Jereo ny toko
Mitondrà teny ianareo, miaraka aminareo, ka miverena amin’i Iaveh, lazao aminy hoe: Esory ny heloka rehetra ary raiso izay tsara. Aoka hatolotray Anao ho solon’ny vantotr’ombalahy ny teny avy amin’ny molotray.
Jereo ny toko
Mitondrà teny hianareo, Eny, miverena amin’i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, Ary raiso izay tsara, Ka dia haterinay ho fanatitra ny molotray.
Jereo ny toko
Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin'i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, ary raiso izay tsara, ka dia haterinay ho fanatitra ny molotray.