Rehefa afaka izany, dia notsarovan’Andriamanitra i Noà sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara; ka nampandalo rivo-mahery teny ambonin’ny tany Izy, dia niharîtra ny rano.
Genesisy 7:24 - DIEM PROTESTANTA Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Baiboly Katolika Dimampolo amby zato andro no nahatondraka ny rano tambonin’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nahery tambonin’ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. Malagasy Bible Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. La Bible en Malgache Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. |