Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 6:21 - DIEM PROTESTANTA

Ianao kosa, maka amin’ny karazan-tsakafo rehetra mety ho fihinana, ka angony eo aminao mba ho sakafonao sy ho sakafon’izy ireo koa.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary ianao, makà amin’ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana ka angony ho eo aminao; fa ho hanina ho anao sy ho an’ireo biby ireo izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ianao kosa, maka amin’ny karazan-tsakafo rehetra mety ho fihinana, ka angony eo aminao mba ho sakafonao sy ho sakafon’izy ireo koa.»

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ary ianao kosa, itondray avokoa rehefa mety ho zava-pihinana, angony ho fitaovana, mba hisy ataonao sy izy ireo fihinana.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angony ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an’ireo koa izany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary analao ho anao ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana, ka angòny ho eo aminao; dia ho fihinana ho anao sy ho an'ireo koa izany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary ianao, makà amin’ny zavatra rehetra izay mety ho fihinana ka angony ho eo aminao; fa ho hanina ho anao sy ho an’ireo biby ireo izany.

Jereo ny toko



Genesisy 6:21
9 Rohy Ifampitohizana  

Iza no mikarakara ny hanin’ny goaika raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?


Mamoka-bilona ho an’ny lalomena ireo havoana izay filalaovan’ny bibidia rehetra.


ary manome sakafo ny manana aina rehetra; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!


Manokatra ny tananao Ianao ka mamoky zava-tsoa ny miaina rehetra.


manome sakafo ny biby fiompy sy ny zana-goaika mitoreo.


ary aoka ho maizina sy halama ny lalany, rehefa hanenjika azy ny anjelin’ny TOMPO!


Jereo ange ny voro-manidina: tsy mamafy na mijinja na manangona an-tsompitra manko izy ireny, kanefa fahanan’ny Rainareo Izay any an-danitra. Moa tsy sarobidy lavitra noho ireny ve ianareo?