Nahoana no nangalarinareo ny tsangambava izay fisotroan’ny tompoko sy fanaovany sikidy? Ratsy izao nataonareo izao!»
Genesisy 44:6 - DIEM PROTESTANTA Dia nahatratra ireo rahalahin’i Jôsefa ralehilahy ka namerina taminy ireo teny ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nahatratra azy ireo Ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nahatratra ireo rahalahin’i Jôsefa ralehilahy ka namerina taminy ireo teny ireo. Baiboly Katolika Nony tratran’ny mpikarakara izy ireo dia nilazany an’izany teny izany, ka izao no navaliny azy: Baiboly Protestanta Malagasy Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy. Malagasy Bible Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy. La Bible en Malgache Dia nahatratra azy ireo Ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy. |
Nahoana no nangalarinareo ny tsangambava izay fisotroan’ny tompoko sy fanaovany sikidy? Ratsy izao nataonareo izao!»
Ary namaly izy mirahalahy avy ka nanao hoe: –Ahoana no ahazoanao miampanga anay toy izany, tompoko? Tsy ho sahy nanao izany zavatra izany na oviana na oviana izahay mpanomponao!
Jereo tokoa ny vokatr’izany alahelo araka an’Andriamanitra izany teo aminareo: He izato fahazotoana hanova ny toe-javatra! He izato ezaka hanala tsiny ny tenanareo! He izato fahatezerana noho ny zava-nitranga! He izato tahotra ny famaizan’Andriamanitra! He izato faniriana hihaona amiko indray! He izato zotompo hanaiky ahy! He izato finiavana hanafay ny ratsy! Izany rehetra izany no nampisehoanareo fa tsy misy tsininareo mihitsy amin’iny raharaha iny.