Ren’i Jakôba fa nolotoin’i Sekema i Dinà zanany vavy, kanefa tany an-tsaha niandry ny biby fiompy ireo zanany lahy, koa tsy nanao na inona na inona izy ambara-pahatongan’ireo.
Genesisy 34:6 - DIEM PROTESTANTA Niainga ho any amin’i Jakôba i Hamôra rain’i Sekema mba hiresaka aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Roso nankany amin’i Jakoba ary i Hamora, rain’i Sekema, hidinika taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niainga ho any amin’i Jakôba i Hamôra rain’i Sekema mba hiresaka aminy. Baiboly Katolika Dia nivoaka hiresaka amin’i Jakôba i Hemora rain’i Sikema; Baiboly Protestanta Malagasy Dia nivoaka Hamora, rain’i Sekema, nankany amin’i Jakoba hidinika taminy. Malagasy Bible Dia nivoaka Hamora, rain'i Sekema, nankany amin'i Jakoba hidinika taminy. La Bible en Malgache Roso nankany amin’i Jakoba ary i Hamora, rain’i Sekema, hidinika taminy. |
Ren’i Jakôba fa nolotoin’i Sekema i Dinà zanany vavy, kanefa tany an-tsaha niandry ny biby fiompy ireo zanany lahy, koa tsy nanao na inona na inona izy ambara-pahatongan’ireo.
Nony tonga avy tany an-tsaha ireo zanakalahin’i Jakôba ka nandre ny vaovao, dia nahatsiaro ny tenany ho afa-baràka sady nirehi-pahatezerana mafy, satria zava-pady ny nandrian’i Sekema an-keriny tamin’ny zanakavavin’i Jakôba; fa zavatra tsy fanao izany tao Israely.
Ary i Gahala nanontany azy ireo hoe: –Fa iza moa isika eto Sekema no hanaiky hanjakan’i Abimelèka? Ary mba iza moa izy fa tsy zanakalahin’i Jerobahala ary tsy i Zebola ve no nampitondrainy ny tanàna? Koa aoka ianareo tsy hivadika amin’ireo taranak’i Hamôra, ilay mpanorina an’i Sekema! Tsy misy antony tokony hanompoantsika an’i Abimelèka akory.