rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.
Genesisy 33:1 - DIEM PROTESTANTA Ary nitazana i Jakôba ka nahita an’i Hesao tamy miaraka amin’ny olona efajato lahy. Koa nozarainy tamin’i Leà sy i Rahely ary ny mpanompovavy roa ireo zaza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanopy ny masony i Jakoba ka nahatazana fa indro tamy i Esao, mitondra efajato lahy. Dia notsinjarainy ny zaza ho amin’i Lea sy Rahely ary ho amin’ny mpanompovavy roa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nitazana i Jakôba ka nahita an’i Hesao tamy miaraka amin’ny olona efajato lahy. Koa nozarainy tamin’i Leà sy i Rahely ary ny mpanompovavy roa ireo zaza. Baiboly Katolika Ary natopin’i Jakôba ny masony, ka indro tamy i Esao omban’olona efajato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho any amin’i Lià sy ho any amin’i Rasela ary ho any amin’ny ankizy vavy roa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jakoba dia nanopy ny masony ka nahatazana fa indro tamy Esao, mitondra efa-jato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho amin’i Lea sy Rahely ary ho amin’ny ankizivavy roa. Malagasy Bible Ary Jakoba dia nanopy ny masony ka nahatazana fa indro tamy Esao, mitondra efa-jato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho amin'i Lea sy Rahely ary ho amin'ny ankizivavy roa. La Bible en Malgache Ary nanopy ny masony i Jakoba ka nahatazana fa indro tamy i Esao, mitondra efajato lahy. Dia notsinjarainy ny zaza ho amin’i Lea sy Rahely ary ho amin’ny mpanompovavy roa. |
rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.
Efa niposaka ny masoandro raha niala teo Peniela i Jakôba, ary nandringa izy noho ny feny.
Nataony lohalalana ireo mpanompovavy sy ny zanany, dia nanaraka azy i Leà sy ireo zanany, ary tatỳ afara i Rahely sy i Jôsefa.