Dia nandry teo i Jakôba tamin’iny alina iny. Ary naka avy tamin’izay teo an-tanany izy mba hatao fanomezana ho an’i Hesao rahalahiny,
Genesisy 32:15 - DIEM PROTESTANTA dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, Baiboly Katolika rameva mitaiza am-pianahany telopolo, sy ny zanany, omby vavy efapolo omby lahy folo, ampondra vavy roapolo, ary zanak’ampondra folo. Baiboly Protestanta Malagasy dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo Malagasy Bible dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo La Bible en Malgache dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo, |
Dia nandry teo i Jakôba tamin’iny alina iny. Ary naka avy tamin’izay teo an-tanany izy mba hatao fanomezana ho an’i Hesao rahalahiny,
rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.