Ary IZY nandidy an-draolombelona hoe: «Azonao ihinanana avokoa ny voa avy amin’ny hazo rehetra ao amin’ny zaridaina;
Genesisy 3:2 - DIEM PROTESTANTA Dia namaly ny bibilava ravehivavy hoe: –Azonay hanina ihany ireo voankazo ao an-jaridaina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy Ravehivavy tamin’ilay menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia namaly ny bibilava ravehivavy hoe: –Azonay hanina ihany ireo voankazo ao an-jaridaina, Baiboly Katolika Hoy izy tamin-dravehivavy: «Hay va re Andriamanitra nanao hoe: Aza mihinana amin’ny hazo rehetra amin’ny saha ianareo?» Hoy ny navalin-dravehivavy ny bibilava: «Mihinana amin’ny voan’ny hazo amin’ny saha izahay; Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy ravehivavy tamin’ny menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany; Malagasy Bible Fa hoy ravehivavy tamin'ny menarana: Ny voan'ny hazo eo amin'ny saha dia azonay ihinanana ihany; La Bible en Malgache Hoy Ravehivavy tamin’ilay menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany. |
Ary IZY nandidy an-draolombelona hoe: «Azonao ihinanana avokoa ny voa avy amin’ny hazo rehetra ao amin’ny zaridaina;
afa-tsy ny avy amin’ny hazo fahalalàna ny tsara sy ny ratsy, satria amin’ny andro izay hihinananao azy dia ho faty tokoa ianao.»
afa-tsy ny voan’ny hazo eo afovoan’ny zaridaina izay efa nandraran’Andriamanitra anay tsy hohanina na hokasihina akory, fandrao mahafaty anay.
Hatrany am-bohòka ny olon-dratsy no mivoana; hatramin’ny vao teraka ny mpandainga no maniasia.