Nampanantsoin’i Abimelèka i Itsehàka ka nilazany hoe: –Hay tena vadinao tokoa izy, koa nahoana no nolazainao hoe anabavinao? Hoy kosa ny navalin’i Itsehàka azy: –Nilaza izany aho fandrao vonoina ho faty noho ny aminy.
Genesisy 26:10 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy indray i Abimelèka hoe: –Inona ity nataonao taminay? Efa nisy lehilahy anankiray tamin’ny vahoaka saika handry tamin’ny vadinao, ka ho nahatonga heloka taminay ianao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy i Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin’ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy indray i Abimelèka hoe: –Inona ity nataonao taminay? Efa nisy lehilahy anankiray tamin’ny vahoaka saika handry tamin’ny vadinao, ka ho nahatonga heloka taminay ianao. Baiboly Katolika Ka hoy i Abimeleka: «Ahoana no nanaovanao izany taminay? Fa nety ho nisy nandeha tamin’ny vadinao ny olona ka ho nampiditra fahotana taminay ianao.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin’ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay hianao. Malagasy Bible Ary hoy Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin'ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao. La Bible en Malgache Hoy i Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin’ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao! |
Nampanantsoin’i Abimelèka i Itsehàka ka nilazany hoe: –Hay tena vadinao tokoa izy, koa nahoana no nolazainao hoe anabavinao? Hoy kosa ny navalin’i Itsehàka azy: –Nilaza izany aho fandrao vonoina ho faty noho ny aminy.
Nony maraina vao gaga i Jakôba fa hay i Leà no tao aminy, ka hoy izy tamin’i Labàna: –Inona izao nataonao tamiko izao? Fa angaha tsy i Rahely no nanompoako anao, koa nahoana ianao no namitaka ahy?