Genesisy 21:18 - DIEM PROTESTANTA Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mitsangàna, areno ny zaza ka hazòny mafy amin’ny tananao; fa hataoko firenena lehibe izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy. Baiboly Katolika Mitsangàna ianao, areno ny zaza, ka tantano izy; fa hataoko firenena lehibe izy.» Baiboly Protestanta Malagasy Mitsangàna, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy. Malagasy Bible Mitsangana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy. La Bible en Malgache Mitsangàna, areno ny zaza ka hazòny mafy amin’ny tananao; fa hataoko firenena lehibe izy. |
Hitan’ny anjelin’ny TOMPO teo akaikin’ny loharano iray tao an-taniefitra izy, dia teo amin’ny lalana mankany Sora,
Ary ny momba an’i Jismahela dia efa nohenoiko ny hatakao; indro hotahîko izy, ka hataoko maro anaka ary hampitomboiko fatratra ny taranany. Hiteraka andriana 12 izy sady ho razamben’ny firenen-dehibe iray.
Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy.
Fa niantso azy avy any an-danitra ny anjelin’ny TOMPO ka nanao hoe: –Abrahama ô! Abrahama ô! Hoy kosa ny navalin’i Abrahama azy: –Inty aho.