Dia nandeha araka izay nolazain’ny TOMPO taminy i Abrama, ary niaraka taminy koa i Lôta. Tokony ho 75 taona i Abrama fony izy niala tany Haràna.
Genesisy 13:5 - DIEM PROTESTANTA Ary i Lôta izay niara-dia tamin’i Abrama koa dia nanana andian’omby aman’ondry sy tranolay maro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Lota koa, izay niara-nandeha tamin’i Abrama, dia mba nanana ondry sy omby ary tranolay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Lôta izay niara-dia tamin’i Abrama koa dia nanana andian’omby aman’ondry sy tranolay maro. Baiboly Katolika I Lôta izay niara-dia tamin’i Abrama, dia mba nanana omby aman’ondry sy lay koa; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Lota koa, izay niara-nandeha tamin’i Abrama, dia mba nanana ondry sy omby sy lay. Malagasy Bible Ary Lota koa, izay niara-nandeha tamin'i Abrama, dia mba nanana ondry sy omby sy lay. La Bible en Malgache Ary i Lota koa, izay niara-nandeha tamin’i Abrama, dia mba nanana ondry sy omby ary tranolay. |
Dia nandeha araka izay nolazain’ny TOMPO taminy i Abrama, ary niaraka taminy koa i Lôta. Tokony ho 75 taona i Abrama fony izy niala tany Haràna.
Nalain’i Abrama i Saray vadiny sy i Lôta zana-drahalahiny, ary nentiny ny harena rehetra voaangony mbamin’ireo mpanompo rehetra novidîny tao Haràna. Dia niainga izy ka nankany amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga tany Kanahàna ry i Abrama mianakavy.
Noho ny hamaroan’ny olona sy ny biby fiompy, dia tsy ampy hitoeran’izy roa lahy miaraka ny tany satria mbola nonina tao koa ny Kanahanita sy ny Perizita. Koa nisy fifandirana teo amin’ny mpiandry biby fiompin’i Abrama sy ny an’i Lôta.
Nitombo ireo zaza, ka i Hesao dia tonga mpihaza mahay sady mpianefitra; fa i Jakôba kosa dia lehilahy bonaika, mpipetraka an-day.
I Hadà dia niteraka an’i Jabala: io no razamben’ireo mpitoetra an-day miaraka amin’ny biby fiompy.
Aoka horobaina ny lainy sy ny ondry aman’osiny, ny fialofany sy ny entany rehetra! Ary aoka hoentina ny ramevany! Aoka izy hiantsoantsoana hoe: «Fampihorohoroana hatraiza hatraiza».