I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera.
Genesisy 10:24 - DIEM PROTESTANTA I Arpaksàda no rain’i Sela, ary i Sela no rain’i Hebera. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Arpaksada dia niteraka an’i Sela, ary i Sela dia niteraka an’i Ebera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Arpaksàda no rain’i Sela, ary i Sela no rain’i Hebera. Baiboly Katolika I Arfaksada niteraka an’i Sale, ary i Sale niteraka an’i Ebera. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Arpaksada niteraka an’i Sela; ary Sela niteraka an’i Ebera. Malagasy Bible Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera. La Bible en Malgache I Arpaksada dia niteraka an’i Sela, ary i Sela dia niteraka an’i Ebera. |
I Arpaksada no ray niteraka an’i Kaina; i Kaina no ray niteraka an’i Salà; i Salà no ray niteraka an’i Hebera.
zafin-dohalik’i Seròga, zafin-kitrokelin’i Rehò, zafim-paladian’i Falèga ary zafin-dorian’i Ebèra; dia i Ebèra zanakalahin’i Salà,