Genesisy 1:10 - DIEM PROTESTANTA Ny toerana maina dia nantsoin’Andriamanitra hoe tany, ary ny rano nihandrona kosa nantsoiny hoe ranomasina; ka hitany fa tsara izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nataon’Andriamanitra hoe tany ny maina; ary nataony hoe ranomasina ny rano tafangona. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny toerana maina dia nantsoin’Andriamanitra hoe tany, ary ny rano nihandrona kosa nantsoiny hoe ranomasina; ka hitany fa tsara izany. Baiboly Katolika Nataon’Andriamanitra hoe tany ny maina, ary nataony hoe ranomasina ny rano tafangona, ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe ,tany’; ary ny rano tafangona nataony hoe ,ranomasina.’ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany. Malagasy Bible Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany. La Bible en Malgache Ary nataon’Andriamanitra hoe tany ny maina; ary nataony hoe ranomasina ny rano tafangona. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany. |
TOMPO ô, ho mandrakizay anie ny voninahitrao ary aoka Ianao hifaly amin’ny asa vitanao!
dia Andriamanitra nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’izay rehetra ao amin’ireny, mitandro fahamarinana hatrany
Hoy ny navalin’i Jônà ireo: –Hebreo aho, ary ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra Izay nanao ny ranomasina sy ny tany no ivavahako.
Ny TOMPO no Vatolampy: lavorary ny asany; ny sori-dàlany rehetra rariny avokoa. Andriamanitra mahatoky Izy, tsy misy ratsy eo aminy: marina sy mahitsy Izy.