Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Filemona 1:25 - DIEM PROTESTANTA

Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ho amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo!

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ho ao amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ho amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ho amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo.

Jereo ny toko



Filemona 1:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Ilay Andriamanitra loharanon’ny fiadanana kosa hanorotoro faingana an’i Satàna eo ambany tongotrareo! Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Tompontsika!


Manao veloma anareo i Gaio, ilay mampiantrano ahy sady ivorian’ny Fiangonana manontolo. Manao veloma anareo i Erasta mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna; ary manao veloma anareo i Koarta havantsika. [


Homba anareo anie, ry havana, ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika! Amen.


Homba anao anie ny Tompo! Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!