Estera 9:29 - DIEM PROTESTANTA
I Estera, mpanjakavavy sady zanak’i Abihaîla, ary koa i Môrdôkay ilay Jiosy dia nanoratra fanindroany tamim-pahefana tokoa mba hanamafy izany taratasy momba ny Porîma izany.
Jereo ny toko
Ary i Estera, vadin’ny mpanjaka sady zanakavavin’i Abihaila sy i Mordekay jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra mba hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.

Ary Estera, vadin’ny mpanjaka, sady zanakavavin’i Abihaila sy Mordekay Jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
Jereo ny toko
Ary Estera, vadin'ny mpanjaka, sady zanakavavin'i Abihaila sy Mordekay Jiosy, dia nanoratra tamin'ny fahefana rehetra hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.