Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Estera 6:2 - DIEM PROTESTANTA Ka hita voasoratra tao fa i Môrdôkay no nanambara ny amin’i Bigtana sy i Taresa, roa lahy anisan’ny tandapan’ny amperôra, dia ireo mpiambina teo am-baravaran’ny efitranony kanefa nitady hamono an’i Kserksesa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa indro, voasoratra tao fa i Mordekay no niampanga an’i Bigtana sy i Taresy; izy roa lahy ireo dia isan’ny ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka hita voasoratra tao fa i Môrdôkay no nanambara ny amin’i Bigtana sy i Taresa, roa lahy anisan’ny tandapan’ny amperôra, dia ireo mpiambina teo am-baravaran’ny efitranony kanefa nitady hamono an’i Kserksesa. Baiboly Protestanta Malagasy Ka, indro, voasoratra fa Mordekay no niampanga an’i Bigtana sy Taresy, roa lahy isan’ny tsindranolahin’ ny mpanjaka, dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka. Malagasy Bible Ka, indro, voasoratra fa Mordekay no niampanga an'i Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka. La Bible en Malgache Koa indro, voasoratra tao fa i Mordekay no niampanga an’i Bigtana sy i Taresy; izy roa lahy ireo dia isan’ny ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka. |
Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Ary hoy ny amperôra hoe: –Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an’i Môrdôkay noho izany? Fa novalian’ireo mpanompo mpikarakara ny amperôra hoe: –Tsy mbola nisy nomena azy.