Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Estera 2:1 - DIEM PROTESTANTA Taorian’izany, rehefa nionona ny fahatezeran’ny amperôra Kserksesa, dia nahatsiaro izay efa nataon’i Vastỳ sy izay tinapaka ny aminy izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa afaka izany ka efa nionona ny fahatezeran’i Ahasoerosy mpanjaka dia nahatsiaro an’i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’izany, rehefa nionona ny fahatezeran’ny amperôra Kserksesa, dia nahatsiaro izay efa nataon’i Vastỳ sy izay tinapaka ny aminy izy. Baiboly Protestanta Malagasy REHEFA afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran’i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an’i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. Malagasy Bible Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran'i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an'i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. La Bible en Malgache Rehefa afaka izany ka efa nionona ny fahatezeran’i Ahasoerosy mpanjaka dia nahatsiaro an’i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. |
Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Ary nahantona tamin’ilay hazo efa nomaniny hanantonana an’i Môrdôkay i Hamàna. Dia vao izay no nionona ny fahatezeran’ny amperôra.