Eksodosy 9:8 - DIEM PROTESTANTA
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: –Makà molaly eran’ny tanan-droanareo avy ao an-dafaoro, dia aoka hatsipin’i Mosesy savoan-danitra eo anatrehan’ny Farao izany.
Jereo ny toko
Hoy indray NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: Makà molaly avy amin’ny lafaoro lehibe, eran’ny tananao roa, ary aoka hafafin’i Mosesy miakatra manandrify ny lanitra eo imason’i Farao izany.
Jereo ny toko
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: –Makà molaly eran’ny tanan-droanareo avy ao an-dafaoro, dia aoka hatsipin’i Mosesy savoan-danitra eo anatrehan’ny Farao izany.
Jereo ny toko
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna: «Mandraofa ianareo lavenona eran’ny tananareo, eo amin’ny lafaoro lehibe, dia hataon’i Môizy savoan-danitra eo imason’i Faraôna izany,
Jereo ny toko
ARY hoy Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: Mangalà lavenona amin’ny tànanao ao amin’ny lafaoro lehibe, ary aoka hatopin’i Mosesy miakatra manandrify ny lanitra eo imason’i Farao izany.
Jereo ny toko
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Arona: Mangalà lavenona amin'ny tananao ao amin'ny lafaoro lehibe, ary aoka hatopin'i Mosesy miakatra manandrify ny lanitra eo imason'i Farao izany.