Eksodosy 9:28 - DIEM PROTESTANTA
Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony.
Jereo ny toko
Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony.
Jereo ny toko
Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony.
Jereo ny toko
Mangataha re amin’i Iaveh mba hitsahatra ny kotrok’orana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo; tsy hisy hitana anareo intsony tokoa.»
Jereo ny toko
Mangataha amin’i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony hianareo.
Jereo ny toko
Mangataha amin'i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo.
Jereo ny toko
Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony.
Jereo ny toko