Feno valopolo taona i Mosesy ary telo amby valopolo taona i Aharòna fony nandeha niteny tamin’ny Farao izy mirahalahy.
Eksodosy 7:8 - DIEM PROTESTANTA Ary hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna: Baiboly Katolika Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna: Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: Malagasy Bible Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Arona: La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona: |
Feno valopolo taona i Mosesy ary telo amby valopolo taona i Aharòna fony nandeha niteny tamin’ny Farao izy mirahalahy.
–Raha mangataka anareo hanao zava-mahagaga ny Farao, dia lazaonao i Aharôna, ry Mosesy, mba handray ny tehinao ka hanipy azy eo anatrehan’ny Farao, dia hanjary fanàny iny.
mbamin’ny famantarana sy asa nataony. Teo ny nataon’ny TOMPO tany Ejipta hamelezana ny Farao mpanjakan’ny Ejiptianina sy hamelezana ny taniny manontolo;