Dia namaly ny TOMPO i Mosesy ka nanao hoe: –Tsy hino ahy ny Israelita ary tsy hihaino ahy, fa hilaza hoe: «Tsy nisehoan’ny TOMPO akory ianao!»
Eksodosy 6:30 - DIEM PROTESTANTA Fa novalian’i Mosesy hoe: –Indro votsa vava aho, ka tsy hihaino ahy mihitsy ny Farao! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, koa amin’ny fomba ahoana no hihainoan’i Farao ahy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa novalian’i Mosesy hoe: –Indro votsa vava aho, ka tsy hihaino ahy mihitsy ny Farao! Baiboly Katolika Ary izao no navalin’i Môizy teo anatrehan’i Iaveh: «Indro fa votsa fiteny aho, ka ahoana ange no hihainoan’i Faraôna ahy?» Baiboly Protestanta Malagasy Ary Mosesy niteny teo anatrehan’i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan’i Farao ahy! Malagasy Bible Ary Mosesy niteny teo anatrehan'i Jehovah ka nanao hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, ka aiza no hihainoan'i Farao ahy! La Bible en Malgache Nefa niteny teo anatrehan’NY TOMPO i Mosesy hoe: Indro, tsy voafora molotra aho, koa amin’ny fomba ahoana no hihainoan’i Farao ahy? |
Dia namaly ny TOMPO i Mosesy ka nanao hoe: –Tsy hino ahy ny Israelita ary tsy hihaino ahy, fa hilaza hoe: «Tsy nisehoan’ny TOMPO akory ianao!»
Ary hoy i Mosesy tamin’ny TOMPO: –Indrisy, ry Tompo, fa tsy mba olona mahay mandaha-teny aho na taloha na hatramin’izao nitenenanao tamiko izao, fa votsa vava sady bada miambakavaka.
Fa nanambara teo anatrehan’ny TOMPO i Mosesy hoe: –Na dia ny Israelita aza tsy nihaino ahy, koa ahoana no hihainoan’ny Farao ahy izay votsa vava ity?
Dia hoy aho hoe: «Lozako, very aho satria olona maloto molotra sady eto amin’ny firenena maloto molotra no itoerako; kanefa ny Mpanjaka, ilay TOMPOn’izao rehetra izao, no hitan’ny masoko!»
Ary namaly aho hoe: –Indrisy, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, mbola tanora loatra aho ka tsy mahay mandahateny.