Eksodosy 5:15 - DIEM PROTESTANTA Nankao amin’ny Farao ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nitaraina hoe: –Nahoana no dia ataonao toy izao izahay mpanomponao? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nankao amin’ny Farao ireo Israelita mpitandrin-draharaha ka nitaraina hoe: –Nahoana no dia ataonao toy izao izahay mpanomponao? Baiboly Katolika Koa lasa nitaraina tany amin’i Faraôna ny mpanoratry ny zanak’i Israely nanao hoe: «Nahoana ianao no dia manao toy izany amin’ny mpanomponao? Baiboly Protestanta Malagasy Dia nankao amin’i Farao ny mpifehy ny Zanak’Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao hianao? Malagasy Bible Dia nankao amin'i Farao ny mpifehy ny Zanak'Isiraely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin'ny mpanomponao ianao? La Bible en Malgache Dia nankao amin’i Farao ny mpampiasa ny Zanak’Israely ka nitaraina taminy hoe: Nahoana no manao toy izany amin’ny mpanomponao ianao? |
Dia nanendry lehiben’ny asa fanompoana ny Ejiptianina mba hampikoy ny Israelita amin’ny asa mafy. Koa nanangana ny tanàna Pitôma sy Rahamsesa ny Israelita mba ho fitahirizam-bokatra ho an’ny Farao.
Nokapohiny aza ny mpitandrin-draharaha israelita notinendriny, sady nanontaniany hoe: «Nahoana omaly sy androany no tsy vitanareo ny isan’ny biriky anjaranareo toy ny teo aloha?»
Tsy omena mololo izahay kanefa asaina manao biriky ihany. Ary jereo fa nokapohina izahay mpanomponao, ka heloky ny vahoakanao izao!