Hapetraka eo anoloan’ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ilay alitara volamena fandorana ditin-kazo manitra; ny efitra lamba dia hapetaka eo amin’ny fidirana mankao amin’ny fonena-masina.
Eksodosy 40:26 - DIEM PROTESTANTA Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba ny alitara volamena; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba ny alitara volamena; Baiboly Katolika Napetrany tao an-trano lay fihaonana, anoloan’ny efitra lamba, ny ôtely volamena, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin’ny trano-lay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba; Malagasy Bible Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin'ny trano-lay fihaonana, teo anoloan'ny efitra lamba; La Bible en Malgache Ny alitara volamena dia nataony tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anoloan’ny efitra lamba, |
Hapetraka eo anoloan’ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ilay alitara volamena fandorana ditin-kazo manitra; ny efitra lamba dia hapetaka eo amin’ny fidirana mankao amin’ny fonena-masina.
dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.
Tsy misaina sady jamba ianareo! Inona no mendri-kaja kokoa, ny fanatitra sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ny vahoaka manodidina Ahy kosa no nilazako izany, mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.
Tsy fanehoana ny tena izy tsy akory ny lalàna jiosy, fa tandindon’ny zava-tsoa ho avy. Tsy mahatanteraka velively ny olona manantena an’Andriamanitra ny lalàna jiosy, na dia naverimberina isan-taona hatrany hatrany aza ny fanolorana ireo sorona ireo.
Noho izany, dia mahavonjy tanteraka ireo manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany Izy, satria velona mandrakizay mba hangataka amin’Andriamanitra ho azy ireo.
Izany, rey anaka, no soratako aminareo, mba tsy hanotanareo. Kanefa raha misy olona manota, dia manana mpisolovava eo anilan’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay Marina.